|
|
|
|

Entry1  manao teli-moka
Elementary words  2  manao, 3  telina, 4  moka
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6  mitelina avy hatrany tsy mitsako akory [1.1]
Examples  7  Ary dia nanaikitra an' Ibonia indray izy ka tsy nahakaikitra azy, fa hery nanao telimoka an' Ibonia no natao; [1.406]
8  Nosinimban' ireo nifiny banga izy io ka tsy mahatsako intsony fa manao telimoka ka izany no naharesy an'ady anareo. [2.895]

Updated on 2025/10/11